KISENDRASENDRA FOTSINY IHANY

Levelo

KISENDRASENDRA FOTSINY IHANY


Kisendrasendra fotsiny ihany a
No nandalovako teto aminao
Kisendrasendra fotsiny ihany a
No mba nidirako ny vavahadinao


f’zaho akory tsy hitory fitia
Izaho anie tsy ho toy ny taloha
F’efa niova


Sendra nandalo aho nivily
Hendratra ihany mba taitra e
Sendra nandalo aho nivily
Tana-misy havana moa e
Nahatazana anao nitanin’andro an6tokotaninareo e


Fa firy sosona ireny?
Saingy ratsy fidona ka kizo o
Fa firy sosona ireny
Saingy ratsy fidona ka kizo o


Aza ambarana ahy ho’aho ny fiainanao
Tano ho anao ny tantaranareo hatrizay


Dia aza mieritreritra foana ianao
F’izaho anie tsy ho toy ny taloha
F’efa niova


·