Kintana

Laco

Kintana


Izay mankahala anao rehetra de fahavalontsika


De ze namanao rehetra de akamantsika


Ianao no manafana anah raha sendra mangatsika de…


Mijanona ny fotoana refa enao mitsiky


Aza manay, mandrakizay, tsy mamitaka anao aho


Na tsy jamba aza de tsy mahita ankoatra anao aho


Nentsika tsy hoe lamban’akoho ka hoe mandrapa-faty fa…


Na efa any am-paradisa aza dia hitia anao aho


Raha misy mamingana anao de mety hoe zah ndray no mianjera


Na tsy manana elatra ary enao otrany anjely


De enao no mahadizina anah otrany tôka anaty vera


De tah hoe hanary anao aho mety hoe zah ndray no very


Enao no fanafodiko, tsy mila dokotera ah


Refa eo enao de sitrana hoazy ny fery


Tsika roa équipe ray rah eny ambonin’ny terrain


De ze ambony rehetra any specta mijery


Fitiavako anao tsy mety ritra otran’ny fleuve sy océan


De rah oe tantely ah de enao zany ny flower


Piece manquante enao anatin’ny puzzle-ako


De rah tsisy anao ah mety hoe banga ny fiainako


Rah tsy eo enao de iza ndray no hitarainako?!


Rah tsy eo enao de iza ndray mo handray ny tanako?!


Rah mampigadra ny mitia anao, tsy quoi zany


Na mamadrapa-faty azy aho migafra mbola zakako


·