Kely loatra

Njakatiana

Kely loatra


(P) Mandreraka ny foko tia
Niarahako taminao!
Eny akia


(N) Misalasala aho satria
Tia ahy loatra ianao!
Eny akia


(PN) Nefa ny fisainanao
Toa mbola amin’ny kilalao


(PN) Misalasala aho satria
Tia ahy loatra ianao
Eny akia
Nefa ny fisainanao
Toa mbola amin’ny kilalao


Ref: (x2)
Mbola kely loatra ianao
Kely loatra akia ka dia matahotra aho
Fa raha ny ao am-poko ao
Dia foiko omena anao
Fa tsy haiko akia ny atao


(PN) Misalasala aho satria
Tia ahy loatra ianao!
Eny akia
Nefa ny fisainanao
Toa mbola amin’ny kilalao


Ref: (x2)
Mbola kely loatra ianao
Kely loatra akia ka dia matahotra aho
Fa raha ny ao am-poko ao
Dia foiko omena anao
Fa tsy haiko akia ny atao


Mbola kely loatra ianao
Kely loatra akia ka dia matahotra aho
Fa raha ny ao am-poko ao
Dia foiko omena anao
Fa tsy haiko akia ny atao


O o o o


·