Katsaho ny rariny
Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa
Katsaho ny rariny
Misasà ianareo midiova , esory ny haratsian’ny asanareo
Hiala eo imasoko mba hankasitrahan’ny Ray ianareo
Misasà ianareo midiova , esory ny haratsian’ny asanareo
Hiala eo imasoko mba hankasitrahan’ny Ray ianareo
REF : Katsaho ny rariny ,
Anaro , ny mpampahory
Arovy , ny kamboty
Avia miovà
Avia hiaraka hifandahatra isika
Na mangatsakatsaka aza ny fahotanareo
Hanjary ho fotsy toy ny oram-panala
Na mena ohatran’ny Jaky aza izy