Kasiho

Sekoly Alahady Mihira Anosivavaka

Kasiho


Vonjeo fa marary aho
ka mila Anao ry Ray
fa miha marefo re ny ara-panahy
ka mila Anao izahay
Omeo hery fahefana
ahafahako mandresy ho afaka amin’ny fangejana
mila vonjy Aminao re zahay
Kasiho re ry Ray


Ref: Kasiho aho ry Ray
Mba ahay andeha araka ny fanahy
Toroy lalàna aho
Mba anao izay sitrakao
Ny heloko avelao.


Fohazy aho fa variana
Amin’izao tontolo izao
mbola manao ny ratsy izay fanao
ka tsy mijery Anao
Omeo hery fahendrena
ahafahako manohitra ny ditra sy agegena
mila vonjy Aminao re zahay
Kasiho re ry Ray


Ref:


Vonjeo aho
Anaro aho
Kasiho aho *8


Ref


·