KALVARY
Anjomaran'ny Fitiavana
KALVARY
He! Tsy takatry ny saina re
Dia ilay fitiavan-dehibe
Fa nijaly ho ahy tety
Maty tany kalvary
Indro tsaroana eto izao
Ilay tsindrondefona natao
Fiv:
Satrotsilo no nanjo
Eso sy latsa no niainanao Tompo soa
(Ry Tompo)
Resinao teo avokoa
Velon’Ianao Jesoa
Nitsangana tokoa
Nofantsiana ny nofonao
Ny rĂ nao nijininika tao
Ho famonjena ahy
Tena ory ny fanahy
Ny dian-kapoka taminao
No manasitrana anay
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena