Kalvary

SLK Ambohidroa

Kalvary




  1. Na dia mamiratra sy manaitra aza re
    Ny rendrarendran’ity tany fandalovan’ity
    Dia tsy mbola misy ny atakaloko Anao
    Ry Jesosy Tompo nisolo ny heloko




  2. Mijaly izy reo toloko
    Na dia mafy niharetany ihany
    Voatomboka vatsy ato am-poko
    Izay nahatonga ahy itomany
    Ka ny faniriako izay latsaka anaty
    Dia ny ho Anao ho Anao mandra-maty




FIV:
tsy ho adinoiko anie ‘lay fitia
‘zay natolony tao antsahan’I kalvary
Nafoiny ny ainy ho ahy sy ho anao
Mba ho fandiovana indray


·