Kala Soa
Rossy
Kala Soa
- Kalasoa e e e dia soa tokoa ooo
fa saingy indrisy fa mazan-doha eee
fa hay métisy iii manao lohan’anglisy
na dia izany aza nefa dia
i kala soa ihany no tiako be
Kalasoa o kalasoa o kalasoa o tiako ianao
mbola ho avy ilay andro
angalako anao any amin’ny mamanao
kalasoa o kalasoa o kalasoa o tiako ianao
mbola ho avy ilay andro
angalako anao any amin’ny papanao
- Kala peta eee dia kely jejo ooo
madimozely manja kely iii
fa saingy petsam-bava sy tezitezi-dava aaa
na dia izany aza nefa dia i peta ihany no tiako be
Kala peta o kala petao kala peta o tiako ianao
mbola ho avy ilay andro angalako anao any amin’ny
mamanao
kala peta o kala petao kala peta o tiako ianao
mbola ho avy ilay andro angalako anao any amin’ny
papanao
- gasikara eee be sipa tsara eee
fa nefa tara eee fa lany drala eee
fa mafimafy ady iii mbola mifampitady
na dia izany aza nefa dia i gasikara no tiako be
Gasikara o gasikara o mbola ho avy ilay maraina vaovao
gasikara o gasikara o anandratako ny voninahitrao
gasikara o aza kivy mbola ho avy ilay maraina vaovao
gasikara o gasikara o hanandratako ny voninahitrao