Jesosy vatolampiko
Ny Antso (FDL Ambatonjara)
Jesosy vatolampiko
Prelude
Sambatra Aho Jesosy,
Sambatra Aho Jeso,
Manana Anao,
Fanantenana,
Eo Amin’ny Fiainako,
Fa Hianao Jesosy,
Vatolampiko,
Iorenan’ny
Finoana Ato Anatiko
Sambatra Aho Jesosy,
Sambatra Aho Jeso,
Manana Anao,
Fanantenana,
Eo Amin’ny Fiainako,
Fa Hianao Jesosy,
Vatolampiko,
Iorenan’ny
Finoana Ato Anatiko
F’efa Novidianao
Tamin’ny Ranao
Fahotako Sy Ny
Heloko Rehetra
Ka Nafoinao Ny Ainao E
Mba Hanavotra
Ny Olona Rehetra
Tsy Mba Nisy
Ny Navahanao
F’ianao Tsy
Mba Manavakavaka
Fa Novidianao
Tamin’ny Ranao
Voavonjy,
F’ianao Ilay Mpampihavana
Interlude
Ny tsy Finoako,
Ny fireharehako
Noresenao,
Noravanao Mba
Hampiorina Ahy,
Dera Ho Anao,
Saotra Atolotro,
Vonona Aho,
Ny Hankalaza
Anio Mandrakizay
Ny tsy Finoako,
Ny fireharehako
Noresenao,
Noravanao Mba
Hampiorina Ahy,
Dera Ho Anao,
Saotra Atolotro,
Vonona Aho,
Ny Hankalaza
Anio Mandrakizay
F’efa Novidianao
Tamin’ny Ranao
Fahotako Sy Ny
Heloko Rehetra
Ka Nafoinao Ny Ainao E
Mba Hanavotra
Ny Olona Rehetra
Tsy Mba Nisy
Ny Navahanao
F’ianao Tsy
Mba Manavakavaka
Fa Novidianao
Tamin’ny Ranao
Voavonjy,
F’ianao Ilay Mpampihavana
F’efa Novidianao
Tamin’ny Ranao
Fahotako Sy Ny
Heloko Rehetra
Ka Nafoinao Ny Ainao E
Mba Hanavotra
Ny Olona Rehetra
Tsy Mba Nisy
Ny Navahanao
F’ianao Tsy
Mba Manavakavaka
Fa Novidianao
Tamin’ny Ranao
Voavonjy