Jesosy Vahaolana
FiFa Groupe
Jesosy Vahaolana
Mimenomenona avokoa ireo olo-jiaby e
Tsy hahita ’ty vahaolana ety an-tany e
Fahantrana marobe no miandry an’ireo
Raha tsy miankina amin’ny Jesosy vahaolana e
Ref : Miomana ianao handray Azy
Miomana soa ho fefika any aoriana
Jesosy irery ihany anie “ty vahaolana e
Azonao antoka e, ny hiafaranao
Raha mandray an’i Jesosy vahaolana e
Ref :
Miomana, miomana
Miomana, miomana ianao
Ref :