Jesosy tsy mandao
Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Jesosy tsy mandao
- Olombelona nofo aman-dra re aho re ry Ray ôh
Tsy tateraka nefa hiezaka ao Aminao eh
Ity fiainana feno faharatsiana amin’izao eh
Mba jereo fa mijaly rahatoa ka ilaozanao
Ref :
Mariny e, fa Jesosy
Ilay tokana tsy mba manary anao amin’ny sarotra eh
Atolory eo atanany ny fiainanao re rahavako ô
Manatona fa izy no topon’ny fiananao
- Olombelona nofo aman-dra re aho re ry Ray ôh
Tsy tateraka nefa iezaka ao aminao eh
Ity fiainana feno faharatsina amin’zao eh
Mba jereo fa mijaly rahatoa ka ilaozanao
Ref :
Mariny e, fa Jesosy
Ilay tokana tsy mba manary anao amin’ny sarotra eh
Atolory eo atanany ny fiainanao re rahavako ô
Manatona fa izy no topon’ny fiananao