JESOSY O

APF TANGAINA

JESOSY O


Jesosy o! Ianao irery no fialofako
Ka hametrahako ny fiainako rehetra
Mangetaheta ny fitiavanao ny aiko
Te ho isan’ny mpanomponao tsy misy fetra


Raha sitrakao re! ry Raiko o! meteza indray mandeha
Hitantana ny diako sy izay aleha


Fantatro f’Ianao irery no mahay mitantana ahy
Ry Tompo o! henoy ny fivavako
Fantantro f’Ianao no hany mampahery ahy am-panahy
Ry Tompo o! valio ny hatako


Fa ao Aminao aho, hitony tsy mijaly tokoa
Anilanao aho voavonjy sy hifaly tokoa


Raha sitrakao re! ry Raiko o! meteza indray mandeha
Hitantana ny diako sy izay aleha


·