JESOSY NO MPANAVOTRA

Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha

JESOSY NO MPANAVOTRA


JESOSY NO MPANAVOTRA
Jesosy no Mpanavotra ahy
Izy no nanafaka ahy
Izy no làlana sy Fahamarinana
Izy no Fiainana ho vantanina rahatrizay
Ho derainay, anakalazainay
Ho Doria Doria


Ianao Jesosy no Mpamonjy
Ka tsy misy mahasolo Anao
Ianao no tena maminay


Jesosy no Fiainana sy Hery
Nahatonga antsika ho Mpandresy
Izy nijaly sy nohelohina
Nefa nandresy ny fahafatesana
Ho derainay, anakalazainay
Ho mandrakizay


Ianao Jesosy no Mpamonjy
Ka tsy misy mahasolo Anao
Ianao no tena maminay
Ianao Jesosy no Mpamonjy
Tsy misy mahasolo Anao


 A/C : Zozo

©Kanton’ny Fanantenana


·