JESOSY MAMIKO
ISAAC DE PAUL
JESOSY MAMIKO
Jesosy o! Mamiko Ianao (×3)
Mandrakizay.
Dia Ianao mandrakizay
Ianao Tompo o!
Ianao no fiainako eto an-tany.
Ny hitia Anao no fniriako hatrany hatrany.
Na ho mora , na ho sarotra aza izany lalako etÿ
Ianao no mbola ho tiaviko ho doria.
Jesosy o ! Tiako indrindra Ianao
Babonao aho
Fiainako Ianao.