JESOSY KRISTY

Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha

JESOSY KRISTY


JESOSY KRITSY


Jesosy Kristy tety an-tany
Hamonjy ireo mania sy irero very
Ka izao anio izao !
Izy ta-hamonjy anao


Ny famonjeny, ny fitiavany 
Dia natokany ho anao
Ankehitriny, mba sokafy ny fonao
Aza dia be fandavana fa aoka mba hanaiky
Ny handray Azy ao am-po


Sao tara ary ka dia hanenina
Izay misy eo aminao aza afenina
Izay fiainana izao dia mandalo
Izy ta-hamonjy anao


A/C : Dea
©Kanton’ny Fanantenana


·