Jesosy ilay teny tonga nofo

Mpanangana ny Faneva

Jesosy ilay teny tonga nofo


Ref :Jesosy ilay teny tonga nofo ka namonjy anao
Jesosy Ilay teny tonga nofo ka namonjy anao


  Nitondra teny soa mahafaly ny Anjely

Tam mpiandry ondry mifalia sy miravoa
Itanareo fa tonga ny mpamonjy
Io ilay Zaza mahagaga Mpanjaka
Malaza sady mpiandry tsara
Mendrika hajaina fa tompon'ny aina
Samia re misaina ,fanomezana
Tsy manapaharoa avy am'ilay tsitoha
Andao ho deraina ny hira ny Tompo
Fa tsara eh !

·