JESOSY Ô! ATOLOTRO ANAO

Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha

JESOSY Ô! ATOLOTRO ANAO


JESOSY O ! ATOLOTRO ANAO


Tompo ! tsy takatry ny saiko heverina
Ny herinao sy ny fitiavanao ahy
Aroko amin’izay hatao,
Heriko manohana isanandro
Tokiko, Mpamonjy sady Zokiko


Jesosy o ! Atolotro Anao
Inty ny foko mba raiso ary koa mba hanjakao
Diovy re ! mba ho tempolinao
Hitoeran’ny Fanahinao
Ka fikiro tsy mba hiala
Aminao Jesosy Malala o !


 A/C : Njoany
©

·