Jesoa tsy anao irery

SLK 'lay Mpiantsa Soa

Jesoa tsy anao irery


JESOA TSY ANAO IRERY
Raha misy olona mahantra hamonjy fiangonana
Dia avy ianao tsy tratra manakatom-bravarana
Raha ohatra tafiditra ao,dia hanao-tondromolotra
Dia lazainahoe adala,asaizy rovi-damba


Ref: Ny teny fohy lazaiko kely, Jesoa tsy anao irery
Fa an’ny mahantra koa, izay mino sy manoa


Ka ny toetranao hovay(o)fifankatiavana atao
Tsy hanavaka sarangi fa hanolotra mazava
Angaha tsy afaka mitory rahakamboty sady ory
Angaha ny fiderana voasakam-pahotana


·