Jesoa tia ny fanahiko

Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika]

Jesoa tia ny fanahiko


Jesoa tia ny fanahiko
Tompo soa mpamela heloka
Sy mpanolokolo fo tokoa
Zavatra rehetra eo amiko(Jesoa)


Refrain :
Tretrika aho manana anao
Soa mahafa-po ianao Jesoa
Toky hery sy sakaizako
Zavatra rehetra eo amiko(Jesoa)


Fifalian’ny nofo foana moa
Na izay fifalian’ny saiko koa
Na ny rehak’izao tany izao
Tsy hamoizako anao Jesoa.


·