Jesoa tia

GAFLI

Jesoa tia



  1. Manandra-peo fiderana
    Miantso ny Anarany
    Dera sy fankalazana
    Ventsoy haneran-tany


Ref.: Jesoa tia tsy hamela anao ho irery
Matokia f’Izy hamonjy anao
Fa ny ainy mihintsy no nomeny
Ho famonjena izao tontolo izao


Ho “Feon’ny lanitra” hijoro hatrany
Hanao ny asanao tsy ho lany
Haharitra ka tsy hihemotra
Ny Fanahinao no hanenika



  1. Andriamanitra mahery
    Tsara sy mahagaga Ianao
    Mihazona sy mampahery
    Manome fiainam-baovao


Ref.: Jesoa tia …


·