Jesoa Ro Lalagna

Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)

Jesoa Ro Lalagna


Hivevea amin-karogna miagnaïa
Fa ny raha ilaina izao efa ao am-bala
Handeha hitady ny mahasoa ho aïa
Fa ny famonjena ioio fa aza miala


Jesoa ro lalagna sy fahamarinana
Io ro lala-marina ho any an-dagnitsa
Jesoa ro fiaignana sy fahamarinana
Manome fiainana mandrakizay


Tsa mifidy tavan’olo ny Tompo
Fa raisiny aby, fa samy tiàny
Tsa hisy very, fa novonjeny


Ehe moa ra-ona! Jesoa Kristy izao any moa ro Mpiandry tsara
Sahirana mihitsy iy izao mamory ny olo aby ho ao am-balany
ho amin’ny fanjakan’ny lagnitsa any izao!
Eko… agnareo kay vo ho aïa mady
Ano roa hagnorika an’i Jesoa…
TOKOAAAA!


Juillet 2021


·