Jesoa no làlana

VLM 67Ha

Jesoa no làlana


Raha misy manjo
Antsoy i Jeso
Fa Izy no hery ho anao
Izy Tsitoha mahery tokoa
Hitondra fiainam-baovao


Ny haratsiana, andeha mba hariana
Ny Tompo anie tia anao
Fafao ny hakiviana, Ialao ny habibiana
Asolo fiainam-baovao


Jeso no làlana iray
Mamonjy ireo manamanjo
Izy no fiainana mandrakizay
Manova ny ratsy ho soa
(x2)


Reo namanao, reo havanao
Anefao ny adidinao
Taomy avokoa, torio teny soa
Lay fiainana mandrakizay


Raiso ary anio io fiainana io
Fiadanam-po no ho azonao
Hobio sy derao ary ankalazao
Fa velona mandrakizay


Jeso no làlana iray
Mamonjy ireo manamanjo
Izy no fiainana mandrakizay
Manova ny ratsy ho soa
(x2)


Raiso ary anio io fiainana io
Fiadanam-po no ho azonao
Hobio sy derao ary ankalazao
Fa velona mandrakizay


Jesoa no làlana iray
Mamonjy ireo manamanjo
Izy no fiainana mandrakizay
Manova ny ratsy ho soa


·