JESOA MPANJAKANAY
APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
JESOA MPANJAKANAY
Jesoa mpanafaka, Jesoa mpamonjy anay
Jesoa mpanavotra, Jesoa mpajankanay
(Hobio I Jesoa) X 2
Ilay Zanak’Andriamanitra
(Hobio I Jesoa) X 2
Mpajankan’ny Lanitra
Tsy mendrika hamaha ny fehi-kapkany aho
na hanonona ny anarany aza
saingy matoky ny famindra-pony
ka sahy manao izao hira izao
Izy tsy sasatra mitia ahy
Na dia mpanota aza aho
Tsapakko loatra ny fitiavany ahy
Ka hanandratako izao hira izao
Jesoa mpanafaka, Jesoa mpamonjy anay
Jesoa mpanavotra, Jesoa mpajankanay
(Hobio I Jesoa) X 2
Ilay Zanak’Andriamanitra
(Hobio I Jesoa) X 2
Mpajankan’ny Lanitra
A/C: Nirina RANOELISON (Ni)