Jesoa Mpanavotra

CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)

Jesoa Mpanavotra


Andriamanitra รด Ray be fitiavana
miondrika mitsaoka anao zahay
fa voadio sy voavela heloka
ka sambatra ny fo saina fanahy


isaoranay ny Tompo izay nanavotra
nitsotra tanana izy hamonjy anay
ka na dia lavo noho ny ota aza izahay
hitsangana tantananao ry Ray


Nniady mafy ilay satana rafinay
nihoman-kandresy hambabo ny fanahy
soa fa teo ianao Jeso mpanavotra
nanangana ahy mba tsy ho fefika


A/C : Andriamparany


·