JESOA KRISTY TOMPO(Eb)
Feon'ny fiderana
JESOA KRISTY TOMPO(Eb)
Jesoa Kristy Tompo miantso anao
Mihainoa ary mamalia ny feo
E!maro be ireo asa izay miandry anao
Mihainoa ka mamalia ny feo
MIANTSO ANAO(miantso Jesoa)
Hanefa ny asa rehetra izay miandry anao
HENOY NY FEO(mandona ny ao anaty)
Hanefa ny asa izay miandry anao