Jesoa fitiavana
AFAFA (Anjomara Famonjena Andapa Fanasina
Jesoa fitiavana
Tonony 1 (2×)
He mahagaga ny fitiavany
Solo : ( He mahagaga ny fitiavany)
Ny fitiavany tsy manam-paharoa
Jesoa anie fitiavana
Refrain
Ny fitiavan'ilay jesoa
(ny fitiavan’ilay jesoa)
Tsy miova anio, mandrakizay
( efa nalatsany ny rany ho anao)
Mba hanadio anao
Nefa ianao dia toa be siasia
Tonony 2
Mbola miantso anao hatramin'izao
Solo( mbola miantso anao hatramin’izao)
Mba hody aminy hiverina indray
Ilay mpamonjy tia anao
Refrain :
Tonony 3
Maro ny ditra sy ny adalanao
Solo( Maro ny ditra sy ny adalana)
Nefa dia mbola miahy ny fiainanao
Ilay mpamonjy tia anao
Refrain :
Tonony 4
Ô miverèna ry ondry adala ô !
Solo( ô miverèna ry ondry adala ô)
Tsy misy Soa hafa tsy ny fitiavany
Jesoa anie fitiavana (3×)