JESO TSY MIOVA
Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
JESO TSY MIOVA
(REF)
Jeso tsy miova (o)maly sy anio,
Ary ho mandrakizay Jeso tsy miova,
Jeso tsy miova (o)maly sy anio,
Ary ho mandrakizay Jeso tsy miova.
(Solo)
Endre ny fakampanahy tsy nasarika azy mihitsy;
Endre reo marary maro nositraniny ra nino Azy;
Endre reo mpanompony nanohy ny asa nataony
fa novidiny tamin’ny ràny soa, tsarovy!
(REF)
(Manasitrana) Jeso tsy miova,
(Mamela heloka) Jeso tsy miova,
(Mampandresy ahy) Jeso tsy miova,
(Mitondra ahy eo anilan’ny Ray) Jeso tsy miova,
(sy mamindra fo) Jeso tsy miova.
FMZ*