JESO TOKIKO (Feno Tahotra)

ROHAMA

JESO TOKIKO (Feno Tahotra)


I-Feno tahotra, ny fiainako
Feno takona izay rehetra alehako
Feno toky re, misy hery vao
Raha Jeso anilanao


Feno tahotra, ny fiainako
Feno takona izay rehetra alehako
Feno toky re, misy hery vao
Raha Jeso anilanao


Ref: Tsy misy hery ianteherana
Raha misaraka Aminao
Eo anilanao no fanaperana
Ilay sakaizako tsy mba mandao


II-Sambatra aho re, Jeso tokiko
Izy miantoka ny anio sy ny ho aviko
Ireo fanahiana be, Esoriny avokoa
Ka tolorany ireo mahasoa


Ref: Tsy misy hery ianteherana
Raha misaraka Aminao
Eo anilanao no fanaperana
Ilay sakaizako tsy mba mandao


Tsy misy hery ianteherana
Raha misaraka Aminao
Eo anilanao no fanaperana
Ilay sakaizako tsy mba mandao


Eo anilanao no fanaperana……………
ILAY SAKAIZAKO TSY MBA MANDAO


·