JESO NO TSY MIOVA

Ampifafi

JESO NO TSY MIOVA


Jeso no tsy miova
Na omaly na anio
Eny ho mandrakizay, vatolampy tsy mikoro
Vato fanorena-mafy, azo itokiana tokoa raha
Hanorenana ny fiainana mandrakizay


‘zaho izay novonjeny
Mety hangovitra ihany
Eo ambony vatolampy, f’izy tsy miova akory
Jeso o! Ampianaro aho
Ho tahaka anao izao
Ka ny fiainako jesosy tompo o!
Hiderako anao


Ampifafi


·