Jeso Fiainana

Ny Ambasadôrà

Jeso Fiainana


Tsy misy fiadanam-po
Raha tsy eo anilan’i Jeso
Ka na mafy aza ny manjo sy fahoriana
Antsoy Jesosy ka any mitalaho


Fa Izy hanome fiadanana ho anao
Sy fifaliana ary koa fiainam-baovao
Ny fahoriana sy tomany tsy ho hitanao
Rehefa izy no mitantana anao
Anio tapaho ny hevitrao
Aza be hatak’andro lava izao
Fiainana mandrakizay no eo akaikin’Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana


·