Jerosalema
KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Jerosalema
Jerosalema io lay tanana ho avy tsy ho ela Jerosalema
Feno hafaliana Jerosalema misy mpanjaka manakarena
Feno hazavana kanto dia kanto ao an-tanana
Jerosalema io lay tanana nofonenan’ny olo-mino
Jerosalema vaovao lay tanana
Ho an’ ireo olona izay tsy mba naloto
Ny fitafiany no mitoetra ao an-tanĂ na
Tompo Jesosy lasa namboatra toerana tsara ho an’ ny mpanompo
Tsy mba nanary fa efa nitana sy nitahiry ireo zay nomena
Any tsy misy biby mpandrava, tsisy mpanimba, tsy azo robana
Jerosalema io lay tanana ho an’ ny mino