Jereo izahay ry Tompo

SLK 'lay Mpiantsa Soa

Jereo izahay ry Tompo


JEREO IZAHAY RY TOMPO
Manjaka izao ny herin’I satana
Mandraingiraingy izay mihanahana
Tsy inona akory no anton’izany
Fa ny tsy fitandremana ihany


Ref: Tompo ô! Mba jereo
Ity mpanomponao fa mitoreo
Tompoômba hiantrao
Mba vonjeo fa mitalaho


Misy aza moa tsy miraharaha
Milaza fa tsy mahavonjy ny fanahy
Fa variana amin’izao tontolo izao
Tsy miraharaha ny mivavaka


Ref: Tompo ô! Haingana Ianao
Fa maika ny hahita Anao izahay
Tompo ô! Misaoptra Anao
Nohon’ny fiainana natolotrao


·