Jehovah reharehako

Ny Antso (FDL Ambatonjara)

Jehovah reharehako


Jehovah Ô,
Ianao No Ataoko Rehareha,
Amin’izao,
Fiainana Mandalo Izao,
Na Sarotra,
Ny Lalana Izay Aleha,
Iankinako,
Ny Herin’ny Fitiavanao,


Jesosy Ô,
Hianao No Hany Andradraiko,
Ankalazaiko
Sy Ho Deraiko Mandrakizay,
Jesosy Ô,
Mamiko Izao Rehetra Izao,
Nefa Mbola
Tiako Mihoatra Ireny Ianao


Interlude


Raha Ny
Ventsoventsom-Poko,
No Haseho Sy Lazaina,
Dia Tsy Mba Haiko
Ny Manafina Aminao,
Hafaliana,
Haravoana,
No Hasetriko Ilay Tompo,
Tonga Mba
Hamonjy
Ny Mpanota
Toa Ahy Sy Ianao,
Indro Izy
Velon-Tsiky,
Mba Hanatona Anao,
Koa Raiso
Ho Anao Raha Sitrakao.


Jehovahô,
Ianao No Ataoko Rehareha,
Amin’izao,
Fiainana Mandalo Izao,
Na Sarotra,
Ny Lalana Izay Aleha,
Iankinako,
Ny Herin’ny Fitiavanao,


Jesosy Ô,
Hianao No Hany Andradraiko,
Ankalazaiko
Sy Ho Deraiko Mandrakizay,
Jesosy Ô,
Mamiko Izao Rehetra Izao,
Nefa Mbola
Tiako Mihoatra Ireny Ianao


Jesosy Ô,
Mamiko Izao Rehetra Izao,
Nefa Mbola
Tiako Mihoatra Ireny Ianao


Jesosy Ô,
Mamiko Izao Rehetra Izao,
Nefa Mbola
Tiako Mihoatra Ireny Ianao


·