Jehovah no Mpiandry ahy

FEOMAFI

Jehovah no Mpiandry ahy


Jehovah no mpiandry ahy mpiandry ahy izy
Tsy hananjava mampahory fa izy no mpiahy
Mampandry ahy amin’ny ahi-maintso izy
Mitondra ahy eo amoron’ny fialan-tsasatra


Mamelombelona fanahy, fanahiko izy
Mitarika lalana amin’ny fahamarinana izy
Na dia mandeha lohasahan’ny fahafatesana aza aho dia tsy hatahotra ny loza aho


Na dia mandeha lohasahan’ny fahafatesana aza aho dia tsy hatahotra ny loza aho


·