Jehovah no Mpiandry ahy
SLK 'lay Mpiantsa Soa
Jehovah no Mpiandry ahy
JEHOVAH NO MPIANDRY AHY
Raha misy loza ady manjo eh
Jehovah no Mpiandry ahy
Raha misy gafy olana koa eh
Jehovah no Mpiandry ahy
Tsy hamono ahy ny zava-mahafaty
Raha Jehovah no mpiandry ahy
Ny fiainako ho falifaly
Raha Jehovah no mpiandry ahy
Eny na dia mamaky, Ny lohasaha
Aloky ny fahafatesana aza aho
Dia tsy hatahotra ny loza aho
Dia tsy hatahotra ny mafy aho eh
Dia tsy hatahotra ny ady aho eh
Jehovah no Mpiandry ahy