Jehovah no mahery
Antoko Mpihira MORIA
Jehovah no mahery
Jehovah รด! Ianao no hiraina izao
Fa dia navotanao, tanaty ady mahery
Ireo zanak’Israely, Ireo zanak’Israely
Fiv:Ny kalesin’i Farao, sy ny miaramila
Dia natsipiny ho ao, ao an-dranomasina
Ny tanan-ankavanany, fata-daza amin’ny hery
Ny fahefana ananany, mahery mahery
Nofinofy ny an’ireo
Firenena izay miseho
Raisim-potsiny amin’ny kely
Ireto zanak’Israely
Tora-kovitra avokoa
Firenena izay mandre
Fa Jehovah ilay Tsitoha
Manan-kery lehibe