JEHOVAH Ô

APF TANGAINA

JEHOVAH Ô


Jehovah ô! Henoy ny teniko
Fantaronao ny heritreritro
Henoy ny feon’ny fitarainako
Ry Mpanjakako sy Andriamanitro


Fa tsy Andriamanitra, mankasitraka izay ratsy Ianao
Jehovah ô!! tsy hitoetra eo Aminao ireo
Tsy hahazo mijanona eo Imasonao ireo
Ry Mpahary sy Mpanavotra anay


Raha miantso aho, henoy ny antsoko
Hafao ny helok’izay vitako
Ka mba henoinao ny fivavako
Jehovah ô mamindra fo amiko


Fa tsy Andriamanitra, mankasitraka izay ratsy Ianao
Jehovah ô!! tsy hitoetra eo Aminao ireo
Tsy hahazo mijanona eo Imasonao ireo
Ry Mpahary sy Mpanavotra anay


·