Jehovah ô

APFM - Amboaram-Peo Feon'ny Miantso

Jehovah ô


Jehovah ô, Jehovah ô
Aza izahay, aza izahay no omena voninahitra


Fa ny anaranao ihany
Noho ny famindram-ponao
Sy ny fahamarinana


Nahoana ny jentilisa no manao hoe:
Aiza izay andriamaniny?
Andriamaniny


·