Jehovah ô
Amboram-Peo Feon'ny Miantso (APFM)
Jehovah ô
Jehovah ô, Jehovah ô
Aza izahay, aza izahay
No omenao voninahitra
Fa ny anaranao ihany
Noho ny famindram-ponao
Sy ny fahamarinana
(Nahoana) Ny jentily
No manao hoe :
Aiza izay andriamaniny?