Jehovah ô!
CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Jehovah ô!
1- Jehovah ô, jehovah ô!
efa naneho fitia tamin’ny taninao (ianao)
voahaisotra ny heloky ny olonao
voasarona ny fahotany rehetra
réf: Efa nampijanona ny fahatezeranao
Ny fahatezeranao rehetra ianao
miverena aminay ry A,driamanitry ny famonjena
ry Andriamanitry ny famonjena anay ô!