IZY NO MESIA

IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka

IZY NO MESIA


1-Indro tonga ho antsika ilay Mpanjaka be fitia
Mahagaga, Mpanolo-tsaina Andriamanitra mahery
‘Zay nitondra famonjena ho an’ny ondry nania
Izy irery no Mesia


Ref: Imanoela amintsika Andriamanitra
Tonga mba hamonjy sy hanavotra
Nanetry tena hitondra famonjena
NIdina tety an-tany


2-Ireo magy raha nahita kintana mamiratra
Dia mba tonga hanatitra miora sy zava-manitra
Fa ny ahy ny foko kely no mba atolotro
Azy manontolo


Ref: Imanoela amintsika Andriamanitra
………………………………………………………….


(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)


·