Izy Iny

Babai Lugu

Izy Iny


Misy tsiky
Hahatsiarovanao azy iny
Misy teny
Hahenoinao azy iny
Maro ireo loko
Hanao sary an’azy iny
Nandramanao aby
Izay hanadinoina azy iny


Vaiavy maro,
Lambarano,
Tsy hahasarona azy iny


Marary fo
Toa marary saina
Marary tokoa
Ianao izato malaina


Va izy ? Va izy ?
Ilay lolo ao an-dohanao ao e
Ilay lolo ao an-dohanao ao e


·