Izy ilay mahery

Groupe Ba

Izy ilay mahery


Na tampina aza ny lalana avy any avaratra
Na tampina aza ny lalana avy any atsimo
Na dia manao izay ho afany aza ny devoly
Jesôsy ilay manokatra lalana avy any ambony.


Na tampina aza ny lalana avy any andrefana
Na tampina aza ny lalana any antsinanana
Matoky izahay ka tsisy hatahoranay akory
Jesôsy ilay manokatra lalana avy any ambony.


Ôh! ôh! ôh!


Ref:
Izy ilay mahery, Izy ilay mahagaga
Izy ilay Mpanjaka tompon’ny hery manam-pahefana
Izy no Andriamanitra mifehy izao rehetra izao
Tsisy zava-mahagaga tsy hainy ataony aminao.
(X2)


·