Izy
henika
Izy
Izy mamatsy ahy isan’andro
Mamatsy ahy isan’andro
Jehovah Jireh
Manasitrana ahy raha marary
Raha sendra marary
Jehovah Raphah
Izy tsy mandao ahy mihitsy
Miaraka amiko foana
Jehovah Shammah
Raha matahotra aho dia manome
Fiadanana ho ahy e
Jehovah Shalom
Izay rehetra ilaiko dia ao Aminao
Ao Aminao oo
Ao Aminao oo
Jesosy o, Jesosy o, Jesosy a
Ianao dia ampy ahy
Ianao dia ampy ahy
Tokiniaina Minohasina (Cevam church)