Izy

SLK Ambohidroa

Izy


Izy no izy, fitiavanay Ianao Andriamanitro
Ilay tonga tety, hamonjy ahy sy ianao


Fa isika izao hiaraka hanadram-peo
Hiaraka hidera ka hiteny hoe
A! a! a! Aleloia voninahitra anie hoan’ny Tomponay
A! a! a! Alelolia voninahitra anie ho azy irery ihany


Manetre tena, ny hoavy jerena
Fa Izy anie, tao antranon’omby
No mba nandray azy


·