Izay matoky

Ny Feo Mamatonalina

Izay matoky


Izay matoky matoky an’i Jehovah
dia tahaka, dia tahaka ny tendrom-bohitr’i Ziona
Izay tsy mihetsika fa mitoetra mandrakizay
Izay tsy mihetsika fa mitoetra mandrakizay


Tahaka ny tendrom-bohitra
manodidina an’i Jerosalema
No hanodidinan’i Jehovah ny olony
hatramin’izao ka ho mandrakizay


Jehovah, Tompon’ny maro รด!
Sambatra izay olona mahatoky Anao
Fa raha mamaky ny lohasaha Baka izy
Dia ataonao misy loharano izany
Ary ny loha-orana manarom-pitahiana azy


Miampy hery, niampy hery
eny am-pandehanana izy
Samy miseho eo anatrehan’Andriamanitra
eo anatrehan’Andriamanitra
An’ny Ziona, an’ny Ziona izy rehetra


·