Izay manaraka ny Tompo
KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Izay manaraka ny Tompo
Zay manaraka ny Tompo (dia aoka) hahafoy
ny rehetra tiany mihoatra nohon’ ny fitiavan’ Atra
zany no tanteraka ao
zany no ankatoavinao
dia Izy no hiaro anao
eo @ ady atrehinao
zay manaraka ny Tompo (dia aoka) ho tia
fahavalo ka tsy hisaratsaraka intsony eo anatrehany