Izato fo

FEO MIRINDRA

Izato fo


Izato fo manantena, Miandrandra famonjena
Ka maniry hafaliana, Fa efa leompihafiana
Reraka aho ny miangavy, miantso anao Jeso hiady
Fa efa feno tomany ny fiainana eto antany


Mba hivavao izahay Jesosy tia
Fa ianao no tanjakay
O aza avelanao ho irery ety
Fa maniry ho tafaray


Nefa na izany, tsy maintsy ho foana ny tomany
Alahelo,toloko ho foana ny ao ampoko
Na hoe tena manonja, dia ho vetivety monja
Ny hanoloranao maraina vaovao


·