Izao no faniriako
KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Izao no faniriako
Miantso anao re mba valio miandradra ka todio
Ireto mpianatrao
Ry fanahy masina o mpanazava ny aizim-poko
Fongory re iala
Mpanadio ny foko ianao anio aho mba sasao
ho lapanao vaovao
ity fihevitra maloto esory sy fafao
fa tsy avy any aminao
Ampaherezo aho raha toa ka hitanao ny foko lavitra anao
te iantoraka aminao, ny ratsy anefa injao mandrebireby ahy
Jinjao kapao fa ireny no mpanimba
tsy handraisako anao sy inoako ihany koa
an’ ilay mpahary