Izany no fitia

Doxie

Izany no fitia


Endrika kanto maha te-ho tia
Faniriana vao sy ranomaso
Sento tsy nahy, sentom-pitia
Lasa tsy tana ny fahadiovana


Izany no fitia
Ka aza mitomany
Izany no fitia
Ka aza mitomany


Ny tenanao tsy afa-tahotra
Ary ny fo faly sahirana
Aiza ny soa aiza ny ratsy
Ny fiainana ho avy no hitsao


·